Injao manakoako (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Injao manakoako aho
Feon'Anjely marobe
Hira soa sy vaovao
Mba henoinao anie
Ref: (Ô! Henoy)
Voninahitra voninahitra
Ho an'Andriamanitra
Fiadanana ho an'ny olona
Izay ankasitrahana
cyquku (Andeha isika)
apmhah Ndeha mba ho any Betlehema
teraka ao 'lay Tompo tia
Izay misatro diadema
Miravoa sy mifalia (mifalia)
2)
Mba henoy ny feon'Anjely
Mihira ao an-danitra ao
Manambara ilay Noely
Ny antemany izao
Ref: (Ô! Henoy)
cbuo Voninahitra...
3)
He ! Manako eran-tany
Ny tononkira.serasera.org fankalazana re !
Ka Anjely sesilany
Injao mihoby ny hoe:
Ref: (Ô! Henoy)
Voninahitra...
A/C : Herilanto RAKOTOARISOA
Injao manakoako aho
Feon'Anjely marobe
Hira soa sy vaovao
Mba henoinao anie
Ref: (Ô! Henoy)
Voninahitra voninahitra
Ho an'Andriamanitra
Fiadanana ho an'ny olona
Izay ankasitrahana
cyquku (Andeha isika)
apmhah Ndeha mba ho any Betlehema
teraka ao 'lay Tompo tia
Izay misatro diadema
Miravoa sy mifalia (mifalia)
2)
Mba henoy ny feon'Anjely
Mihira ao an-danitra ao
Manambara ilay Noely
Ny antemany izao
Ref: (Ô! Henoy)
cbuo Voninahitra...
3)
He ! Manako eran-tany
Ny tononkira.serasera.org fankalazana re !
Ka Anjely sesilany
Injao mihoby ny hoe:
Ref: (Ô! Henoy)
Voninahitra...
A/C : Herilanto RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 210
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:55
