Ny mba teninay (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Ny mba teninay raha vao manomboka eto
Aza atao kilalao, Ny fiainan'eto an-tany
Kanefa dia tsarovy fa mielina izany
Fa misy fiainan-tsoa haharitra ho doria
Ao ambadik'izao, fiainan'eto izao :,:

[Lehilahy]
:,: tononkira.serasera.org Inona no hatao hahazoan'izany qctruxz ô
Tsy ny volamena na ireo vatosoa
Izay mamiratra fatratra fa ny fo
Mifona nahatsiaro mibebaka fmmg ô
[choeur]
No ilain'ny Tompo atolotra Azy izao :,:

Tsy hianao ihany no handray ny soa
Fa ny Firenena dia hahazo avokoa
Raha toa ka Jesosy no ekenao hanjaka amin'ny fiainanao

Ka ndeha re! Hivondrona hanantona ny Tompo
Mba ho an'i Jesosy ireo fara sy mlowu dimby



A/C : Herilanto RAKOTOARISOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Visites : 221
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 06:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339