Fahiny (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahiny ndray andro izay
  Nisy tiywvomf feon'anjely maro be
Nihira hoe, nilaza hoe
  Tonga ykbceu ny Mesia mifalia

Tsy tany tononkira.serasera.org an-dapasoa
  Na toera manan-daza koa
No nahaterahan'Ilay Tompo be fitia
  Fa tao an-tranon'omby no terak'i Kristy


Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaz'anao ry Noely
Noely Noely
Mihoby anao ny anjely
Anio no andro fanavotana Noely


:,: Tonga tgfi ny Krismasy, ry Malagasy
'Zao tontolo izao miara-paly aminao :,:
Miara-paly aminao
Miara-paly aminao



A/C : Naly RAKOTOFIRINGA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Vangy : 188
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 04/02/2026 06:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1379