Mpivahiny (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
        Mpivahiny izahay ety
   iduj      Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

1)
Eny Ray ô ! Fantatrao tokoa
Fantatrao 'zahay fa mpivahiny ety
Mielina toy ny rivotra
Ny andronay ety ka ho aiza moa 'zahay ?

        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

2)
Raha hiala ety, moa ho any aminao
Sa ho sanatria ho urzdj very izany izaho ?
Ka rahatrizay, dia ho avy Ianao
Mba hitsara anay, ka ho aiza moa 'zahay ?

        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho tononkira.serasera.org lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

3)
Mba satriko ho eo anilanao
No anjarako raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô ! F'efa afakao
'Zany otako, k'ilaozako ny ety

        Mpivahiny izahay ety
  uqwpglv       Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

        Mpivahiny izahay ety
        Fandalovana izao rehetr'izao
        Ka ho lo sy ho levona
        Ho lavenona sy zary vovoka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Hits : 193
Likes : 0 Like
Created by : FitiaCatt
Date : 04/02/2026 06:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.19