Ampianaro (HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro re ry Tompoko
Ampianaro 'zato foko
Ampianaro ahalala
Ny ratsy sy n'y tsara ô!
Ho toy ny vonakazo an'ala anie
Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
Ho hahay hamindra sy hande
Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa

    (Lehilahy)
    Ny fonay mora mankahala
    Ampianaro ahalala
    'lay didim-pitiavanao
    F'izany no mpianatrao
    (Vehivavy)
    Ampianaro izahay ry Tompo

    Ho toy ny vonakazo an'ala anie
    Ny mamy ho tàna, ny mangidy aloha
    Ho hahay hamindra sy hande
    Mba tsy ho Zaza intsony ihany koa

Tolory fo mahay mandefitra
Sy saina tony anaty tafiotra
Ka n'iza n'iza tsy hilefitra
Ampianaro tsy ho rototra
Ampianaro izahay ry Tompo

A/C : RAKOTOTIANA Herizo Abrama
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HIFAFI (FPVK Androndra Fitiavana)
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FitiaCatt
Daty : 27/01/2026 10:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0689