Hanara-dia Agnao (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
solo:
Ny fitiavako Zanahary aro ,tsy omby ny tratra e!
kay zegny mahatonga zaho hankalaza e!
Na aiza tany aleha, zaho  hanambara
hitory ny filazantsara

refrain:
faly zaho o! ravoravo manan ' Agnao
fa miaigny anatin'ny asanao
tsy te hiala, na koa hivadika
raha hanara-dia Agnao fo zaho

    jijy:. na zovy te hifamalo
na maro reo fahavalo
na zovy te hikisasy
na maro koa mpanaratsy

Mifamaly:
faly e! Aminao Zagnahary e!
misy e!  Agnao Zagnahary
Mahatoky e!  zahay Zagnahary
Mino o! Ianao lay Mpamonjy
Mahery e! Noho Ianao Zagnahary e!
Mandresy e! Nomenao ny Fanahy e! Magnantena a! paradisa ho ahy

DUO:
Agnao handeha ahia e!  havako aby!
allo agnao m' avia e , hanaraka Azy !
telo izay iray , Zagnahary
ho rmyllspo sambatra anao sy ahazo fiadanana

Duo:
O zoky e! tononkira.serasera.org Allo atsika e! hidera ny Tompo o!
O zandry e! fa Izy aouy zaraiky e! no hasandrato o!

Mifamaly:
Na aiza misy anahy e!
Zaho hankalaza e!
Na aiza zhry tany aleha a!
Zaho hankalaza e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GALAF
Visites : 523
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 26/10/2025 16:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.105