Hanara-dia Agnao (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
solo:
Ny fitiavako Zanahary aro ,tsy omby ny tratra e!
kay zegny mahatonga zaho hankalaza e!
Na aiza tany aleha, zaho  hanambara
hitory ny filazantsara

refrain:
faly zaho o! ravoravo manan ' Agnao
fa miaigny anatin'ny asanao
tsy te hiala, na koa hivadika
raha hanara-dia Agnao fo zaho

    jijy:. na zovy te hifamalo
na maro reo fahavalo
na zovy te hikisasy
na maro koa mpanaratsy

Mifamaly:
faly e! Aminao Zagnahary e!
misy e!  Agnao Zagnahary
Mahatoky e!  zahay Zagnahary
Mino o! Ianao lay Mpamonjy
Mahery e! Noho Ianao Zagnahary e!
Mandresy e! Nomenao ny Fanahy e! Magnantena a! paradisa ho ahy

DUO:
Agnao handeha ahia e!  havako aby!
allo agnao m' avia e , hanaraka Azy !
telo izay iray , Zagnahary
ho sambatra anao sy ahazo fiadanana

Duo:
O zoky e! Allo atsika e! hidera ny Tompo o!
O zandry e! fa Izy zaraiky e! no hasandrato o!

Mifamaly:
Na aiza misy anahy e!
Zaho hankalaza e!
Na aiza tany aleha a!
Zaho hankalaza e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GALAF
Hits : 224
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 26/10/2025 16:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0178