Antso ho anao (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo ô mba henoy ny feonay
Mihira miantsoantso ny Anaranao
Fa diboky ny hafaliana tokoa izahay
Ka maivana ankehitriny ny entanay(*2)
Ref: Mba henoy ny vavako(1ere)
Andriamanitra tononkira.serasera.org Ray Tsitoha (2eme)
Izay be lntscay famindrampo(3eme)
Ref:Ô fa mila (Bass)
Mila anao Zanahary e!
Mila Anao ny isnsidzy fiainanay e
Fa mila Anao izahay Zanahary lnoqaf e
2-Ianao irery no Mpamonjy
Ankoatra Anao dia tsisy intsony
Fa mangetaheta ny Fanahy
Matoky Anao Mpiandry Tsara ahy (*2)
Mihira miantsoantso ny Anaranao
Fa diboky ny hafaliana tokoa izahay
Ka maivana ankehitriny ny entanay(*2)
Ref: Mba henoy ny vavako(1ere)
Andriamanitra tononkira.serasera.org Ray Tsitoha (2eme)
Izay be lntscay famindrampo(3eme)
Ref:Ô fa mila (Bass)
Mila anao Zanahary e!
Mila Anao ny isnsidzy fiainanay e
Fa mila Anao izahay Zanahary lnoqaf e
2-Ianao irery no Mpamonjy
Ankoatra Anao dia tsisy intsony
Fa mangetaheta ny Fanahy
Matoky Anao Mpiandry Tsara ahy (*2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 177
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 31/05/2026 13:59
