Antso ho anao (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo ô mba henoy ny feonayMihira miantsoantso ny Anaranao
Fa diboky ny hafaliana tokoa izahay
Ka maivana ankehitriny ny entanay(*2)
Ref: Mba henoy ny vavako(1ere)
Andriamanitra Ray Tsitoha (2eme)
Izay be famindrampo(3eme)
Ref:Ô fa mila (Bass)
Mila anao Zanahary e!
Mila Anao ny fiainanay e
Fa mila Anao izahay Zanahary e
2-Ianao irery no Mpamonjy
Ankoatra Anao dia tsisy intsony
Fa mangetaheta ny Fanahy
Matoky Anao Mpiandry Tsara ahy (*2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 26
Likes : 0 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 31/05/2026 13:59
