TIAKO IANAO JESOA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh)×2

Efa niainako avokoa
Na ny ratsy na ny hadalana
Nefa tsy navelanao qkuyw irery aho
Hifonako eo anatrehanao Ray
Fa nahatsiaro tsy tanteraka aho
 
*(Tiako Ianao ysvmt e)×2 Jesoa
Satria tsy tononkira.serasera.org novalinao aho
Na dia mpanota
Tsy mendrika aza aho

Ao aminao aho ankehitriny
Ka ytcx ravoravo ny foko
Faly aho fa miaraka aminao
Nodiovinao indray ry Jesoa
Na dia maloto aza aho

*(Tiako Ianao e)×2 Jesoa
Mpamindra fo mitarak'anay
Mpanafaka ny geja Ianao
Faly aho fa miaraka aminao

(Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh)×4

A/C: Marius

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 597
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 13/12/2023 15:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319