TIAKO IANAO JESOA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ouh ouh ouh ouh ouh ouh scdwvu ouh)×2

Efa niainako avokoa
Na tononkira.serasera.org ny ratsy na ny hadalana
Nefa tsy navelanao irery aho
Hifonako eo anatrehanao Ray
Fa nahatsiaro tsy tanteraka aho
 
*(Tiako Ianao nerv e)×2 Jesoa
Satria tsy novalinao aho
Na dia mpanota
Tsy mendrika aza aho

Ao aminao aho ankehitriny
Ka ravoravo ny foko
Faly aho fa miaraka aminao
Nodiovinao indray ry Jesoa
Na dia maloto aza aho

*(Tiako Ianao e)×2 Jesoa
Mpamindra fo mitarak'anay
Mpanafaka ny geja Ianao
Faly pcapxhz aho fa miaraka aminao

(Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh)×4

A/C: Marius

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 630
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 13/12/2023 15:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331