Tompon´ny Fahefana (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Izao voahary rehetra izao sy ny manoloana
Ny atsimo, ny avaratra ny fotoana
Voafaritra tsara paika yldc ka tsy hay hinoana fa hoe kisendrasendra sy tongatonga foana
Fa nisy ny niandohana sy mbola hihafarana
Aoka ho fantatsika fa azy irery ny fahefana
Ny ankoatr'izay tsy tononkira.serasera.org marina fa rediredy sy adalana
Ringana ny olona ankehitriny nohon'ny tsy fahalalana
Fiverenana :
Fa ny Tompo (Tompon'ny fahefana)
Ary izy no (manaparika izany)
Mpanjaka (ho eomd antsika zanany)
Izay mino sy miantso ny anarany
Iee ,ieeee tompon'ny fahefana
Ieee,ieeee manaparika sqsnvgfl izany
Ieee,ieeee ho antsika zanany
Ieee, ieeee miantso ny anarany
2) Koa aza misalasala sy mihaotraotra
Minoa fotsiny ihany fa aza matahotra
Fa hery tsy hay tohaina sy tsara voatra anie tsy ho ravany
Raha tsy zany tsisy matohatra
Koa aza mihafahafa
Ny tompo no mampanjaka
Sahia mijoro hatrany ho vavolombelony ka hiasa
Ho sasa-poana anie izay mandrara anao @ Fiderana
Satria izy tompontsika no tena tompon'ny fahefana
Fiverenana :
Fa ny Tompo....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 438
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:29