Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompon´ny Fahefana (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Izao voahary rehetra izao sy ny manoloana
Ny atsimo, ny avaratra ny fotoana
Voafaritra tsara paika ka tsy hay hinoana fa hoe kisendrasendra sy tongatonga foana
Fa nisy ny niandohana sy mbola hihafarana
Aoka ho fantatsika fa yttcxic azy irery ny fahefana
Ny ankoatr'izay tsy marina fa rediredy sy adalana
Ringana ny olona ankehitriny nohon'ny tsy fahalalana
Fiverenana :
Fa ny Tompo (Tompon'ny fahefana)
Ary izy no (manaparika ketyvfxm izany)
Mpanjaka (ho antsika zanany)
Izay mino sy miantso ny anarany
Iee ,ieeee tompon'ny fahefana
Ieee,ieeee manaparika izany
Ieee,ieeee ho antsika zanany
Ieee, ieeee miantso ny anarany
2) Koa aza misalasala sy mihaotraotra
Minoa fotsiny ihany fa aza matahotra
Fa hery tsy hay tohaina sy tsara voatra anie tsy tononkira.serasera.org ho ravany
Raha tsy zany tsisy matohatra
Koa aza mihafahafa
Ny tompo no mampanjaka
Sahia mijoro hatrany ho vavolombelony ka hiasa
Ho sasa-poana anie izay mandrara anao @ Fiderana
Satria izy tompontsika no tena tompon'ny fahefana
Fiverenana :
Fa ny Tompo.... pjwvih

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEOMAFIHits : 438
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:29