Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAY ô! MAMELA NY HELOKO (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanolo-tena ho Anao aho indray andro izay e! ry Ray
Nananganako tànana ho mandrakizay e!
Aina no fetra ny antsika, dia nataoko hirahira
fa kembhgxj tsy misy asoloko Anao
Nefa vbvstmu nandavo isan'andro ireo fankapanahy tety
Izay misarika ahy hanalavitra Anao e!
Toa tsy tsaroako ilay dina fa voadona aho vao gina
very aho hay saraka Anao
Voafitaka aho Jesôsy ô! ka hiverina Aminao
Mifona e! fa resy mitalaho Aminao
Ataovy e! ilay vavaka hoe Ray ô!
mamelà ny helony fa tsy mba fantany izay ataony
Tena miaiky ireo heloka tononkira.serasera.org vita hatrizay aho ry Ray
Izay namily ny diako tsy ho any Aminao e!
K'izay voady efa vita dia nodiako tsy hita
nefa indrisy tomany lava izao
Akaikinao no tena mahatsara ahy izao
hiraketan'ny brdkut foko tsy hiala Aminao e!
Nefa raha miodina Ianao, ho aiza intsony moa aho
Mba iantrao re, hanonitra aho ry Ray
Manenina aho Jesôsy ô! sao misy azo atao
Tsy hamerina intsony aho, tena menatrana Anao
Matoky aho fa ampy ahy ilay ranao hanadio ahy,
havaoziko eto ilay dina ho mandrakizay
Voafitaka aho Jesôsy ô! ka hiverina Aminao
Mifona e! fa resy mitalaho Aminao
Ataovy e! ilay vavaka hoe Ray ô!
mamelà ny helony rehetra vitany!
Amen

--------
Lien:
A propos
Artiste : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Visites : 3561
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 09/08/2020 12:59