Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAY ô! MAMELA NY HELOKO (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanolo-tena ho Anao aho indray andro izay e! ry Ray
Nananganako tànana ho mandrakizay e!
Aina no fetra ny antsika, dia rmnckqsf nataoko hirahira
fa tsy misy asoloko Anao
Nefa nandavo sfaytpqp isan'andro ireo fankapanahy tety
Izay misarika ahy hanalavitra Anao e!
Toa tsy tsaroako ilay dina fa voadona aho vao gina
very aho hay saraka Anao
Voafitaka aho Jesôsy ô! ka hiverina Aminao
Mifona e! fa resy mitalaho Aminao
Ataovy e! ilay vavaka hoe Ray ô!
mamelà ny helony fa tsy mba nrueuh fantany izay ataony
Tena miaiky ireo heloka vita hatrizay aho ry Ray
Izay namily ny diako tsy ho any Aminao e!
K'izay voady efa vita dia nodiako tsy hita
nefa indrisy tomany lava izao
Akaikinao no tononkira.serasera.org tena mahatsara ahy izao
hiraketan'ny foko tsy hiala Aminao e!
Nefa raha miodina Ianao, ho aiza intsony moa aho
Mba iantrao re, hanonitra aho ry Ray
Manenina aho Jesôsy ô! sao misy azo atao
Tsy hamerina intsony aho, tena menatrana Anao
Matoky aho fa ampy ahy ilay ranao hanadio ahy,
havaoziko eto ilay dina ho mandrakizay
Voafitaka aho Jesôsy ô! ka hiverina Aminao
Mifona e! fa resy mitalaho Aminao
Ataovy e! ilay vavaka hoe Ray ô!
mamelà ny helony rehetra vitany!
Amen

--------
Link:
About this song
Artist : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Hits : 4015
Likes : 2 Like
Created by : H.A.J.
Date : 09/08/2020 12:59