Zanan'Ondry (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Zanaky ny xwjgqyuh Ray no tonga tety
Nilanja ny hazo fijaliana
Voakapoka mafy sy nalatsa-dra
Ka nitondra ny tsy eranny aina

Ny ainy no natolony ho antsika
Ny rany latsaka ho anavotana
Ho famonjena antsika, hampihavana
AminAndriamanitra Ilay Masina

ref: Fa voavono Kristy ho antsika
Lay anak odrin'Amdriamanita
Aza avela ho arakan tononkira.serasera.org any izao
Ilay rany nividianany anao
Ka omeo hodioviny re ny aive venz fonao
Avelao lzy no hanjaka ao

2-Fa inona kosa no mba havalinao
lanao zay notolorany zany
Avelao ireo ota zay mangeja anao
Fa Jesoa tena hanafaka anao

Ka aoka mba ho olom-baovao
Ka mankahala ny ratsy ianao
Ny sitrapon'i Jesoa irery no hatao
Ifikiro ny famonjena anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 573
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 11:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343