Ataoko ahoana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko dzidobl ahoana tononkira.serasera.org Tompo ô no hanao
Ny mifanohitra amin’ny hevitrao
Fisainana fohy ny ahy, k’arovy tsy ho sahy
Handingan’ireny efa nandrarana, zay fahadalana
Ataoko ahoana Tompo ô no handao
Ny fanompoana izay niantsoanao
Hodiako tsy hita ve ilay irakao handeha
Hanaiky ny tendrinao tokoa ho mpankatoa
Ekeko fa izaho Tompo ô nofo vvqaz aman-drà ihany
Mety ho potraka sy hosolafaka
Na lavo aza aho tsy hikarapoka mafy
Satria Ilay mahery no mombà ahy sy miahy
Fanaoko foana Tompo ô ny mihataka
Manovo hery aminao mivavaka
Omeo fifantohana aho, arovy ny fanahy
Velomy ao anaty ny Fanantenana, tsy hihanahana
Tariho hatrany tokoa ity zanakao
Hazony mafy mjecwov ho doria mba tsy handao
Ity izaho izay mpanota ity, tantano tsy hania
Fa Ianao no ampinga sy fandresena ny fanangolena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1638
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 25/08/2015 15:47