Ataoko ahoana (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko ahoana Tompo ô no hanao
Ny mifanohitra amin’ny hevitrao
Fisainana fohy ny ahy, k’arovy tsy ho sahy
Handingan’ireny efa nandrarana, zay fahadalana
Ataoko ahoana Tompo ô no handao
Ny fanompoana izay niantsoanao
Hodiako tsy hita ve ilay irakao handeha
Hanaiky ny tendrinao tokoa ho mpankatoa
Ekeko kxmqya fa izaho Tompo ô nofo aman-drà ihany
Mety ho potraka sy hosolafaka
ahqbxdqa Na lavo aza aho tsy hikarapoka mafy
Satria Ilay mahery no mombà ahy sy miahy
Fanaoko foana Tompo ô ny mihataka
Manovo hery aminao mivavaka
Omeo fifantohana tononkira.serasera.org aho, arovy ny fanahy
Velomy ao anaty ny Fanantenana, tsy hihanahana
Tariho hatrany tokoa ity zanakao
Hazony mafy ho riybvik doria mba tsy handao
Ity izaho izay mpanota ity, tantano tsy hania
Fa Ianao no ampinga sy fandresena ny fanangolena

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1709
Likes : 1 Like
Created by : zoandrianina
Date : 25/08/2015 15:47