MANDEHANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao hangina re ny feonao
Aza avelanao hotsahatra ny hobinao
Aza avelanao ho takona ilay fahazavana ao ndmwwy anatinao
Ilay fahazavana nomen'ny Tompo anao
Koa mandehana mitoria ny teny soa ianao
Mandehana manambara ny famonjena
Ho an'izao tontolo izao
Fa indro aho momba anao
Mandrakariva
Mandehana, mandehana ianao
Haizim-pito no mandrakotra anao izao
Adalana, fahotana, filibana no tazanao
Ny fanajana ny fanahy izay maha-olona ao anatinao
Dia tsy hisy intsony fa lasana
Lasana nandao
Koa mandehana mitoria olln ny teny soa ianao
Mandehana manambara ny famonjena
Ho an'izao tontolo izao
Fa tononkira.serasera.org indro aho momba cymdfne anao
Mandrakariva
Mandehana, mandehana ianao
Aza avelanao hotsahatra ny hobinao
Aza avelanao ho takona ilay fahazavana ao ndmwwy anatinao
Ilay fahazavana nomen'ny Tompo anao
Koa mandehana mitoria ny teny soa ianao
Mandehana manambara ny famonjena
Ho an'izao tontolo izao
Fa indro aho momba anao
Mandrakariva
Mandehana, mandehana ianao
Haizim-pito no mandrakotra anao izao
Adalana, fahotana, filibana no tazanao
Ny fanajana ny fanahy izay maha-olona ao anatinao
Dia tsy hisy intsony fa lasana
Lasana nandao
Koa mandehana mitoria olln ny teny soa ianao
Mandehana manambara ny famonjena
Ho an'izao tontolo izao
Fa tononkira.serasera.org indro aho momba cymdfne anao
Mandrakariva
Mandehana, mandehana ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1184
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 13/08/2018 07:42
