MANDEHANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao hangina re ny feonao
Aza avelanao hotsahatra mzdoqki ny hobinao
Aza avelanao ho lqjkyb takona ilay fahazavana ao anatinao
Ilay fahazavana nomen'ny Tompo anao

Koa mandehana mitoria ny teny soa ianao
Mandehana manambara ny famonjena
Ho an'izao tontolo izao
Fa indro aho momba anao
Mandrakariva
Mandehana, mandehana ianao

Haizim-pito no mandrakotra anao izao
Adalana, fahotana, filibana no tazanao
Ny fanajana ny blvizomb fanahy izay maha-olona ao anatinao
Dia tsy hisy intsony fa lasana
Lasana nandao

Koa mandehana mitoria ny teny soa ianao
Mandehana manambara ny famonjena
Ho an'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Fa indro aho momba anao
Mandrakariva
Mandehana, mandehana ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.065