HIHIRA HO AN'I JEHOVAH (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho an'i Jehovah lalandava aho
Eo anatrahany mandrakariva ny fiderana
Fa Izy no mitarika ny lalana ho afaka
Fa Izy no mitarika, mitantana
Fa raxis Kristy no tsy mahafoy
N'aiza mgetzkp n'aiza misy anao
Mitsinjo anao, apinga anao
Aza manahy
Ny fanavotana anay dia efa vitanao ry Ray
Ka hira ho Anao izahay mandrakizay
Fa izahay dia hitoetra anilanao
No mahatsara anay ry Ray mahery o
Hanompo Anao, xynns hitory dy hihira ny teninao
Ny herinao no amitanay ny asanao
Fa Kristy tononkira.serasera.org no tsy mahafoy
N'aiza n'aiza misy anao
Mitsinjo anao, apinga anao
Aza manahy
Ny fanavotana anay dia efa vitanao ry Ray
Ka hira ho Anao izahay mandrakizay
Eo anatrahany mandrakariva ny fiderana
Fa Izy no mitarika ny lalana ho afaka
Fa Izy no mitarika, mitantana
Fa raxis Kristy no tsy mahafoy
N'aiza mgetzkp n'aiza misy anao
Mitsinjo anao, apinga anao
Aza manahy
Ny fanavotana anay dia efa vitanao ry Ray
Ka hira ho Anao izahay mandrakizay
Fa izahay dia hitoetra anilanao
No mahatsara anay ry Ray mahery o
Hanompo Anao, xynns hitory dy hihira ny teninao
Ny herinao no amitanay ny asanao
Fa Kristy tononkira.serasera.org no tsy mahafoy
N'aiza n'aiza misy anao
Mitsinjo anao, apinga anao
Aza manahy
Ny fanavotana anay dia efa vitanao ry Ray
Ka hira ho Anao izahay mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1419
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 13/08/2018 07:43
