HIHIRA HO AN'I JEHOVAH (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho an'i Jehovah lalandava aho
Eo tononkira.serasera.org anatrahany mandrakariva ny fiderana
Fa Izy no mitarika ny lalana ho afaka
Fa Izy no mitarika, mitantana

Fa Kristy no tsy mahafoy
N'aiza n'aiza misy anao
Mitsinjo anao, apinga anao
Aza manahy
Ny fanavotana anay dia efa vitanao ry Ray
Ka hira ho Anao izahay mandrakizay

Fa izahay dia hitoetra anilanao
No mahatsara anay ry Ray mahery o
Hanompo Anao, hitory dy hihira ny teninao
Ny cueks herinao no amitanay ny asanao

Fa Kristy no tsy bjqrbmpd mahafoy
N'aiza n'aiza misy rgdqqq anao
Mitsinjo anao, apinga anao
Aza manahy
Ny fanavotana anay dia efa vitanao ry Ray
Ka hira ho Anao izahay mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA
Visites : 1466
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 13/08/2018 07:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383