ATOLORY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolory ny Tompo ny fiaiananao
Fa izy vonona hiahy izany
Ny entana mavesatra eo aminao
Ambarao Azy dewnxuvs fa safncd hovahany
Tsy misy ny tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy tononkira.serasera.org mijaly aza ety
Jesoa irery ihany no hanala izany
Tsy misy zavatra tsy hoe fanao
Raha ny Tompo no eo aminao
Ny fiadanana atolony anao
Mivavaha hatrany fa izy hamany
Tsy misy ny gqhj tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy mijaly aza ety
Jesoa irery ihany no hanala izany
Fa izy vonona hiahy izany
Ny entana mavesatra eo aminao
Ambarao Azy dewnxuvs fa safncd hovahany
Tsy misy ny tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy tononkira.serasera.org mijaly aza ety
Jesoa irery ihany no hanala izany
Tsy misy zavatra tsy hoe fanao
Raha ny Tompo no eo aminao
Ny fiadanana atolony anao
Mivavaha hatrany fa izy hamany
Tsy misy ny gqhj tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy mijaly aza ety
Jesoa irery ihany no hanala izany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1358
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zeea
Date : 16/07/2018 08:48
