Ampidiro aloha ny tenimiafina
ATOLORY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolory ny Tompo ny fiaiananao
Fa izy vonona hiahy izany
Ny entana mavesatra eo aminao
Ambarao Azy fa hovahany
Tsy misy ny tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy mijaly aza ety
Jesoa irery ihany no hanala izany
Tsy tononkira.serasera.org misy zavatra tsy hoe xsrwosyw fanao
Raha ny Tompo no eo aminao
Ny fiadanana atolony anao
Mivavaha hatrany fa izy hamany
Tsy misy mwgz ny tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy mijaly aza ety
Jesoa irery ihany zaluhs no hanala izany
Fa izy vonona hiahy izany
Ny entana mavesatra eo aminao
Ambarao Azy fa hovahany
Tsy misy ny tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy mijaly aza ety
Jesoa irery ihany no hanala izany
Tsy tononkira.serasera.org misy zavatra tsy hoe xsrwosyw fanao
Raha ny Tompo no eo aminao
Ny fiadanana atolony anao
Mivavaha hatrany fa izy hamany
Tsy misy mwgz ny tomany eo Aminy
Fa hafaliana hatrany no omeny
Na ory sy mijaly aza ety
Jesoa irery ihany zaluhs no hanala izany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 1283
Likes : 0 Like
Created by : Zeea
Date : 16/07/2018 08:48
