Tsy takatry ny saiko (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dgurcs Eh tsy takatry ny saiko
Ireo izay miseho amin'ny tononkira.serasera.org fiainako
Izao, n'iza mivembena
Ndreo ny famonjena
Fa toa wbqqxfyj nofinofy ihany
Satria tao anaty ady mahamay
No tonga tety an-tany
Jesoa iraky ny Ray

Ref : Fifaliana lehibe tsisy toa izany
Fahasoavan-dehibe, soa tsy mety lany
Nomeny ho antsika
Izay efa nandika
Lalana mahitsiny
Raha misy olona hoy Ianao
Vonona hanaraka ahy
Dia afoy ny ota izay fanao
Raozin'ny haratsiampanhy
Inty aho hanaraka Anao
N'aiza n'aiza alehanao
Vonona ezwlry aho hanao ny sitrakao
Jesoa raiso aho anjakao

Ny fandavantenanao
Ry Jesoa tsaroako eto anio izao
Ny fitiavanao inoako
Fa voababo ity foko
Mpamonjy mahagaga
Fa ny helokay no nisava
Ka eh hafaliana izao
Fa namonjy ahy Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 26/10/2025 17:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394