Teny tonga nofo (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra mahery, nahary tononkira.serasera.org izao rehetra izao.
Tsy mamela anay ho irery, fa miaro foana Ianao.
Indro havaoziko eto anio, ny fanompoako anao Jesoa.
Ka ilay TENY TONGA NOFO narotsakao tety.
No indro tonga ranon'aina mikoriana ao am-po.
Refrain:
Fiatsarambelatsihy, ny loto ao am-po.
Ialao avokoa, fa tsy misy mahasoa.
Oh mivavaha, miandrandra.
Ka antsoy ny Tompo, Ray oh.
Ianao no herinay, Ianao no tanjakay.
Esory daholo, izay mamatotra anay eh.
Ianao no tokinay, rinp Ianao no aronay.
Olona afaka izahay eh, misaotra ry Ray.
2-Ry mpivahiny mihevera, mandalo izao rehetra izao.
Mbola hisy koa anie ny farany, zay hitsarana ny pazzsbmc asanao.
Tazony mafy ny finoanao, raiso ny famonjena anao.
Ratrizay hiala ety handao zao tany izao.
Reo anjely marobe no qjogxvhf indro hitsena anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 1339
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 05/07/2022 15:35