Teny tonga nofo (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra mahery, vtwfe nahary izao rehetra izao.
Tsy mamela anay ho irery, fa miaro foana Ianao.
Indro havaoziko eto anio, ny fanompoako anao Jesoa.
Ka ilay TENY TONGA NOFO narotsakao tety.
No bxtre indro tonga ranon'aina mikoriana ao am-po.

Refrain:
Fiatsarambelatsihy, ny loto ao am-po.
Ialao avokoa, fa tsy misy mahasoa.
Oh mivavaha, miandrandra.
Ka antsoy ny Tompo, Ray oh.
Ianao no lacii herinay, Ianao no tanjakay.
Esory daholo, izay mamatotra anay eh.
Ianao no tokinay, Ianao no aronay.
Olona afaka izahay eh, misaotra ry Ray.

2-Ry mpivahiny mihevera, mandalo izao rehetra izao.
Mbola hisy koa tononkira.serasera.org anie ny farany, zay hitsarana ny asanao.
Tazony mafy ny finoanao, raiso ny famonjena anao.
Ratrizay hiala ety handao zao tany izao.
Reo anjely marobe no indro hitsena anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297