Hatanorana (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninkazo fanao amboara
No sarintsarin’ny hatanorana
Avelao izy hivelatra zxhlw tsara e !
Raha mifaly izy aza rarana
Kanto ny felany tsara wrwbvkj ny taho
Mamerovero sy manitra
Fa ny tsy mamitaka hatramin’izao
"Ny tenin’Andriamanitra"
Koa mifalia ry zandry tawakbjr malala
Araraoty ny hatanorana
Nefa aoka tsy hihoatry ny vala e tononkira.serasera.org !
Mba irio ny ho ara-dalàna
Maro ireo anatra mety ho renao
Samy toa ohatran’ny marina
Fa ny tsy mamitaka hatramin’izao
"Ny tenin’Andriamanitra"
No sarintsarin’ny hatanorana
Avelao izy hivelatra zxhlw tsara e !
Raha mifaly izy aza rarana
Kanto ny felany tsara wrwbvkj ny taho
Mamerovero sy manitra
Fa ny tsy mamitaka hatramin’izao
"Ny tenin’Andriamanitra"
Koa mifalia ry zandry tawakbjr malala
Araraoty ny hatanorana
Nefa aoka tsy hihoatry ny vala e tononkira.serasera.org !
Mba irio ny ho ara-dalàna
Maro ireo anatra mety ho renao
Samy toa ohatran’ny marina
Fa ny tsy mamitaka hatramin’izao
"Ny tenin’Andriamanitra"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5684
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 07/11/2005 11:42
