Hatanorana (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voninkazo fanao amboara
No sarintsarin’ny hatanorana
Avelao izy hivelatra tsara e !
Raha mifaly izy aza rarana
Kanto ny felany tsara ny taho
Mamerovero sy manitra
Fa ny tsy mamitaka hatramin’izao
"Ny tenin’Andriamanitra"

Koa mifalia ry zandry malala
Araraoty ny tononkira.serasera.org hatanorana
Nefa aoka tsy hihoatry ny vala e !
Mba kyrs irio ny dtlnqy jsri ho ara-dalàna
Maro ireo anatra mety ho renao
Samy toa ohatran’ny marina
Fa ny tsy mamitaka hatramin’izao
"Ny tenin’Andriamanitra"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03