Aza misy an'izany (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra guezivy Tompo manome fifaliana
Mampiravoravo! Oo oo oo oo.
Kanefa, nefa wbdhg isika raha faly toa mivary lavo
Toa mivary lavo! Indrisy!
Tsy zarizary ny fiainana dia mitaraina.
Dia mitaraina o!
Nefa rehefa mifaly toa tsy mba misaina!
Fa tsy ao am-pontsika intsony Andriamanitra
Rain'ny fifaliana, fifaliana manaram-po tafahoatra isika variana, variana!
Atao ahoana ihany ny fomba itiavana
Antsika olona!
Tompo o! Aza misy an'izany a!
Sao sanatria tononkira.serasera.org ny hafaliako no hitarik'ahy
Hihataka Aminao!
Tompo o! Aza misy an'izany an an!
Ka ho fifaliana no hitarik'ahy ami-faharatsiana!
Oo oo!
Tompo xqnakt o! Tsy aleo ve mba honena.
Sao dia mba ny fahoriana no ahatsiarovan-tena.
Fa satriko ho oriory italaho! Oo!
Toy izay mba faly ihany,
Kanefa tsy ao Aminao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.SA.FIVisites : 2811
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TinoFenohasina
Date : 08/11/2017 10:43