Aza misy an'izany (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo manome tononkira.serasera.org fifaliana
Mampiravoravo! Oo oo oo oo.
Kanefa, nefa isika raha faly toa mivary jzajing lavo
Toa mivary lavo! Indrisy!
Tsy zarizary ny fiainana dia mitaraina.
Dia mitaraina o!
Nefa rehefa mifaly toa tsy mba misaina!
Fa tsy ao am-pontsika intsony Andriamanitra
Rain'ny fifaliana, fifaliana manaram-po tafahoatra isika variana, variana!
Atao ahoana bvsjbmv ihany ny fomba itiavana
Antsika olona!
Tompo o! Aza misy an'izany a!
Sao sanatria ny hafaliako no hitarik'ahy
Hihataka Aminao!
Tompo o! Aza misy an'izany an an!
Ka ho fifaliana no hitarik'ahy ami-faharatsiana!
Oo oo!
Tompo o! Tsy aleo ve mba honena.
Sao dia mba ny fvpjlz fahoriana no ahatsiarovan-tena.
Fa satriko ho oriory italaho! Oo!
Toy izay mba faly ihany,
Kanefa tsy ao Aminao!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.SA.FIHits : 2813
Likes : 1 Like
Created by : TinoFenohasina
Date : 08/11/2017 10:43