matanjaha (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa mahatsiaro sfjcey irery ianao indraindray
Anivon’ny onjam-piainana mahavay
Tsarovy fa ny Tompo tsy mandao
Manampy anao hiatrika ny adidinao
Matanjaha
Izay mino sy matoky azy Ray
Mandray sy mankato ny tononkira.serasera.org teniny
Ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa
Fa matanjaha sy mahereza koa
Matanjaha
Na hirodana aza izao rehetra izao
Na potraka sy lavo aza ianao
Dia lalam-piainana ihany izao
Hanitsy sy hampandresy anao
Matanjaha
Matanjaha
Mandia tora-pasika ianao
Mahita ireto dian-tongotrao
Mihevitra fa hoe nilaozany
Honjohonjo sisa manohy izany dia
Matanjaha
F’ireo anie tsy dian-tongotrao
F ’ilay nanaiky ny hibaby anao
Raha lavo tsy tafarina iny ianao
Jesoa Kristy no nilanja anao….. toy izao
Ny ainy efa Nafoiny ho anao
Sy srzuctw ho an’izao tontolo izao
Matanjaha
Na hirodana aza izao rehetra izao
Na potraka sy lavo aza ianao
Dia lalam-piainana ihany izao
Hanitsy sy hampandresy anao
Matanjaha
Matanjaha
Matanjaha
hdirbjpl
Anivon’ny onjam-piainana mahavay
Tsarovy fa ny Tompo tsy mandao
Manampy anao hiatrika ny adidinao
Matanjaha
Izay mino sy matoky azy Ray
Mandray sy mankato ny tononkira.serasera.org teniny
Ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa
Fa matanjaha sy mahereza koa
Matanjaha
Na hirodana aza izao rehetra izao
Na potraka sy lavo aza ianao
Dia lalam-piainana ihany izao
Hanitsy sy hampandresy anao
Matanjaha
Matanjaha
Mandia tora-pasika ianao
Mahita ireto dian-tongotrao
Mihevitra fa hoe nilaozany
Honjohonjo sisa manohy izany dia
Matanjaha
F’ireo anie tsy dian-tongotrao
F ’ilay nanaiky ny hibaby anao
Raha lavo tsy tafarina iny ianao
Jesoa Kristy no nilanja anao….. toy izao
Ny ainy efa Nafoiny ho anao
Sy srzuctw ho an’izao tontolo izao
Matanjaha
Na hirodana aza izao rehetra izao
Na potraka sy lavo aza ianao
Dia lalam-piainana ihany izao
Hanitsy sy hampandresy anao
Matanjaha
Matanjaha
Matanjaha
hdirbjpl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ikopa antoko mpihiraHits : 184
Likes : 0 Like
Created by : Xtella
Date : 24/02/2026 18:08
