mandon-tratra (Vetson'ikopa antoko mpihira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
malahelo ireo cowfk zavaboary
miondrika mahita anao
fa maty tokoa ianao Kristy
ho fanavotana anay mpanota e
niezaka nampianatra ianao
sy nanoro làlana anay
kanefa dia hazo fijaliana no setriny

sarobidy loatra ny ra nalatsakao
nafoinao ka maty ianao no ho ny otanay
mandon-tratra, xwfayz manenina mafy aho Jesoa ô
satria izaho dia tononkira.serasera.org mpanota tsy mendrika anao

ilay hafatra napetrakao Jesoa
ampanjakao ilay Fitiavana e
ka ho raisiko izany ankehitriny
ho tarigetram-piainako

hanambara ny marina aho, hitory ny evanjely
ho fanohizana ny asa efa natombokao

sarobidy loatra ny ra nalatsakao
nafoinao ka maty ianao no ho ny otanay
mandon-tratra, manenina mafy aho Jesoa ô
satria izaho zwgxlprp dia mpanota tsy mendrika anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7696