Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho voatàna (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana, kely sisa dia hoavy ilay paradisa
Mbola maro be no tsy nandre tononkira.serasera.org ka hiezaka aho ny hampita.
Matahotra anefa aho, fa tsy ataoko hanakana ahy
Mba hazoto hizara ‘lay vaovao tsara hlrl hivavaka aho, ho sahy
Ref : cskqfin fa ‘lay afo ao anaty miredareda mafy,
Mandora ka tsy ho voatàna
Ny hafam-po tsy ho faty, hiteny tsy an-kiato
Hizara ilay hazavana (ououou) fa tsy ho voatàna.
Maneran-tany am’izay no hiderantsika ny Ray
‘Zao aloha karohy, tadiavo, antsoy
Izay vonona ny handray.
Ref : fa ‘lay afo ao anaty miredareda mafy,

Hizara ‘lay hazavana (ou ou ou) fa tsy ho voatàna.
(Choer : oh oh oh)
Fotoana kely sisa, ka tsy havela hihena (choer : ka tsy avela hihena)
‘Lay zoto-po tsy ho ritra, tsy ho voafefy
Tsy mba ho lefy.
fa ‘lay afo ao anaty miredareda mafy,

Hizara ‘lay hazavana (ououou) fa tsy ho voatàna
Fa tsy voatàna ououou fa tsy mlgdm voatàna.
(Oktobra 2023)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 418
Likes : 0 Like
Created by : raniNi1
Date : 23/04/2024 17:34