Aleo aloha ny androany (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tontolo tsisy fijaliana… Tany paradisa.
Ef’ela tononkira.serasera.org aho no nahalala fa… Fa efa kely sisa.
Fa tebiteby ny isan’andro
Dia takona any ilay masoandro.
Ka manontany hoe aiza foana?
Ela loatra ilay fotoana,
Fa Jehovah nge eo foana.
kifrkaki
Ref :Koa mivavaka aho ,amin’ny fo
Raha toa ka mihena ny finoana
Izy foana no antsoina.
Fa izy anie no vatolampy
cxfy Ny teniny eo hampahery
Dia ‘reo namana hanampy.
Koa miezaha mba tsy hanahy izay ampitso
Fa izay mitranga androany,izay no hatreho dia aleo izay ihany.
Fafao ny tomany.Aleo ‘loha ny androany.
2-‘Zay zavatra mahafaly anie… dia maro tanisaina.
Dia izay ihany no hifantohy… na dia mafy izay sedraina.
Fa Jehovah tena tia ,
nomeny anao izay tsara indrindra.
Ny zanany aza no nafoiny
Matokia azy dia ho tony.
Aza manahy intsony.
Ref :Koa mivavaka aho ,amin’ny fo
Raha toa ka mihena ny finoana
Izy foana no antsoina.
Fa izy anie no vatolampy.
Ny teniny eo hampahery
Dia ‘reo namana hanampy.
Koa miezaha mba tsy hanahy izay ampitso.
Fa izay mitranga androany,izay no hatreho dia aleo izay ihany.
jwjhkt Fafao ny tomany.Aleo ‘loha ny androany. *2
Aleo ‘loha ny androany.
JWBroadcasting May2019

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 1562
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 17/05/2019 15:32