MPANANATRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko ry Raiko misaotra Anao
Fa nomenao hery vaovao (indray)
Ny ota tononkira.serasera.org nataoko efa navelanao
Fitiavana no natolotrao.
Ny Fanahinao no nomenao anay
Mitarika anay
Mampianatra anay
Tantano hatrany 'zay alehanay
(Mba) handresy hatrany izahay (izahay)
Ny fanantenako xofcay narefo hatrizay
Dia indro nitombo indray (satria)
Ny fanahinao mampahery anay
Mitarik'izany dianay.
Ny Fanahinao no nomenao anay
Mitarika anay
Mampianatra anay
Tantano hatrany 'zay alehanay
(Mba) handresy hatrany izahay (izahay)
Vohaiko ny foko mba hidiranao
Monena ao hatramin'izao (Hianao)
Ny saiko maloto mba diovinao
Tsy izay sitrapoko hocz no hatao.
Ny Fanahinao no nomenao anay
Mitarika anay
Mampianatra anay
Tantano whqqvw hatrany 'zay alehanay
(Mba) handresy hatrany izahay (izahay)
Fa nomenao hery vaovao (indray)
Ny ota tononkira.serasera.org nataoko efa navelanao
Fitiavana no natolotrao.
Ny Fanahinao no nomenao anay
Mitarika anay
Mampianatra anay
Tantano hatrany 'zay alehanay
(Mba) handresy hatrany izahay (izahay)
Ny fanantenako xofcay narefo hatrizay
Dia indro nitombo indray (satria)
Ny fanahinao mampahery anay
Mitarik'izany dianay.
Ny Fanahinao no nomenao anay
Mitarika anay
Mampianatra anay
Tantano hatrany 'zay alehanay
(Mba) handresy hatrany izahay (izahay)
Vohaiko ny foko mba hidiranao
Monena ao hatramin'izao (Hianao)
Ny saiko maloto mba diovinao
Tsy izay sitrapoko hocz no hatao.
Ny Fanahinao no nomenao anay
Mitarika anay
Mampianatra anay
Tantano whqqvw hatrany 'zay alehanay
(Mba) handresy hatrany izahay (izahay)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 937
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 01/02/2020 08:41
