Andriamanitra toneo (Ny Feo Mamatonalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo ontanin'ny toreo, ana sy mangirifiry
Andriamanitra o ! Toneo
Andriamanitra ! Toneo

Nikiry koa impiry impiry, niasa omaly sy misasatra
Andriamanitra o ! fdxvr Ampio
Andriamanitra jeao ! Ampio

Fa Hianao no mahalala, hanamafy ny herim-po,
hampitoetra indrafo asetriko izay mankahala
Andriamanitra o ! vympyatf Toroy,
Andriamanitra ! Toroy

Tsy noho ny sendrasendra loatra, na ny foko izay mitroatra,
No itodiako Aminao,
no itodiako fa izao :

Ianao no anankinako, ny anio sy aorinako
Andriamanitra o ! Henoy
Andriamanitra ! henoy

Tsy mba hampiahotra ahy, fa fantatro Ianao tsy handà,
raha tononkira.serasera.org asaiko, sy antsoiko hanasitrana ny foko
Andriamanitra o ! Toneo
Andriamanitra ! Toneo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Feo Mamatonalina
Hits : 349
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308