Ampidiro aloha ny tenimiafina
MITRAKA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Nampifandimbiasina handalo eo amin'ny fiainantsika
Ny alina mikitroka sy feno haizina ary ny andro mibaliaka
Na ny fararanom-pijinjana, na ny lohataonam-pifaliana
Na ririnina mamirifiry mafy na ny andro itomaniana
Nampifandimbiasina f' izany,
raha mbola eto an-tany
Lany ny andro niarahana, tafasaraka ny aina
He mihintsana ny vony, he milofika fa maina
He miraraka ny ranomasonao mahita nofo mangatsiaka
Tsy afaka miteny intsony tsy mandre, tsy maheno tsy mahita
Fa nampifandimbiasina f' izany
raha mbola eto an-tany
Toa tsy mety mino ihany, toa tsy manan-ko tenenina
Te hikiaka hitomany, mbola te hiala nenina
He nirodana sy rava vetivety ilay tsy misy mahasolo
Na ny hdeuie nofinofy sy ny fikasana, samy rava teo daholo,
Fa nampifandimbiasina f' izany
raha mbola eto an-tany
Ny fisarahana miseho androany, mqlc ny fahoriana izay mitranga
Na ny masonao izay mitomany, na rsawrg ny toerana izay banga
Lalana itondrany anao, fandaharany ho anao
Mitraka f' Izy momba anao
Soa fa mbola manantena anao, soa fa misy ny finoana
Fa ny havanay malalanay, efa lasanao nantsoinao
Mbola hitsangana any aoriana
Ho velona mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 1346
Likes : 2 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 24/12/2019 20:35