Mila ny herinao (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ny herinao

Mila ny herinao zahay
Mila ny fanahinao
Hiasa feno eto aminay
Amin'ny asa fanompoana atao

Fa mila Anao tokoa zahay
Hiara-dalana aminay
Midina Fanahy Masina ô
Fa mila Anao tokoa zahay

Mila ny herinao zahay
Mila ny fanahinao
Hiasa feno eto aminay
Amin'ny asa fanompoana atao

Fa mila Anao tokoa zahay

Fa mila Anao tokoa zahay (mila Anao)
Hiara-dalana aminay
Midina Fanahy Masina ô
Fa mila Anao tokoa zahay

oh oh oh
Fa mila Anao tokoa zahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hagay Groupe
Hits : 412
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 16:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535