Manantona (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manantona
1/ Ho anao 'zay very wkvy hevitra ka mila hamoy fo
He tonga ho mexi anao ny fahazavana lehibe
Andeha mitsangana ka dia hatrakao ny loha
Fa ho toriako anio ilay fitiavan-dehibe x2
Ref :
Jesosy anie ka faly raha ho avy ianao
Ny tanany mitsotra mba handray anao izao
Ny Ràny Masina no efa latsaka ho anao
Ka manantona manantona ry mpanota ô!
Mandalo sy miserana ny andronao ety
Vahiny ihany isika fa tsy mponina eto
Hotsaraina avokoa 'zay vitanao tety
Ka miovà sy mibebaha mba tsy ho arahin-tsento tononkira.serasera.org x2

Ka manantona manantona ry mpanota ijyxvr ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 386
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 13/01/2025 09:18