Mamafaza fitiavana (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Any amin'ny toerana tsisy fitiavana
Mamafaza fitiavana ianao,
Dia hioty fitiavana koa
Nomeny maimaim-poana mifampizaraha ouh, ouh, ouh !

Fa izy Tompo, nanafatra hoe :
Torio eran-tany ny filazantsara
(Aiza ianao ...)

Ref:
Lalovanao, lalovanao foana,
Ny lalan-tsarotra
Lay hazo fijaliana
Ento am-pitiavana
Fa hody hafaliana, ny ranomaso
Zay nidradradrana
Lalovanao, lalovanao foana
Ny lalan-tsarotra
Lay hazo fijaliana,
Mamafaza fitiavana ianao
Hioty hafaliana fitiavana

2/
Hanetry tena, hanohy ny lalanao aho,
Fa maro ny minia mikipy anao
Toa tsisy fefy hamikirana akory,
Toa hazo boboka no voaray
Ouh, ouh, ouh !

Olom-boafidy, izaho sy ianao
Tsy tiany hisy very, mifamelà
(Aiza ianao ...)

Ref:
Lalovanao, lalovanao foana,
Ny lalan-tsarotra
Lay hazo fijaliana
Ento am-pitiavana
Fa hody hafaliana, ny ranomaso
Zay nidradradrana
Lalovanao, lalovanao foana
Ny lalan-tsarotra
Lay hazo fijaliana,
Mamafaza fitiavana ianao
Hioty hafaliana fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FI
Hits : 34
Likes : 2 Like
Created by : Touknambs
Date : 31/12/2024 06:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1022