VELONA NY TOMPO (Chorale Antsan' Ivontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Endrey ny hafaliana manenika anay
ny aina izay very leexzpfh dia azo indray
ny lanitra nihidy efa nadanadana
fa resy ilay ratsy: fa velona tononkira.serasera.org ny Tompo

2-Nandresy tamin-kery ny fahafatesana izy
nahoana ianareo no miondrika ange
ry kely finoana atrakao re ny loha
mientana ry tany: fa velona ny Tompo

3- Rehefa nahita ny fasana foana
ilay mpianatra tian'i Jesoa dia nino
mba sambatra izay tsy nahita fa mino
fiadanana ho azy : fa velona ny rcibl Tompo

4-Isika rehetra nateraka indray
iray amin'ny mofo sy iray amin'ny Tompo
ho faty fa hitsangana tao hoazy koa
hiray mianakavy : fa velona ny Tompo

A/C: Jean bikonfxh Michel  RATSIMBAZAFY (ANKALAZAO)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494