FANEVA 30è ACU VONTOVORONA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fahasoavana lehibe natolotrao hoanay ry Ray
ny nahatraranay 'ity jôbily soa,
faha-30 taona izay nijroanay,
dia ny "ACU Fo Masin'i Jesoa".
Aina sy famindram-po qqyef no narotsakao ry Ray,
fiahianao niaro azy hatramizao,
Ka inoana fa hiorina aminao hatrany hatrany;
Tanjonay ny ho eo anilanao
2- Finoana sy fahalalana Fahendrena koa,
Hampiova anay ho olom-baovao,
Hahafahanay mandray sy mitia anao Jesoa:
Mba ampitomboy ka hiainanay tokoa.
Mba hanjaka eto tononkira.serasera.org aminay ny Fanahy Masinao
Hanilo sy hanazava ny fonay
Ka ny fifankatiavana sy fahamarinana
No filamatra hoentinay miaina ety.
3-Tantano hatrany ny dianay ry Reny be Fitia,
Fitarikandro Masina tokoa,
Ny fianarana sy adidy iandraiketanay ety
Ho Taratry ny fibanjinanay ny ho avy.
Miandrandra anay Tanora raha ity firenenay,
tariho 'zahay hikatsaka ny soa,
Tanindrazana hisandratra no tarigetranay;
ho reharehan'ny Fiangonanay tokoa.
Fiv:
Fihobiana sy haravoana enti-mankalaza anao
ry Jesoa; ka tongava eto aminay
mba tsofy rano wtrbtrf ity fiangonana fehezinao (Ry Fo Masin'i )
Jesoa matoky anao 'zahay
Asandrato ny feo hiantsa ny Tompontsika
hidera azy isika fa "Avy aminy,
sy noho Izy ary azy ny crzlth zavatra rehetra, (Eny Izy)
Homem-boninahitra mandrakizay"
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (2015)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Antsan' IvontovoronaVisites : 1201
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rfo_project
Date : 15/02/2020 10:50