RA JESO IHANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsa misy maharitsa zy eto antany
na zy mahafinaritsa na izay mamy
zay hitan’ny maso mamiratsa be
ho levona aby lavenona re

Ra Jeso ihany e!e ! (fiainana x2)
ra Jeso ihany e!e ! (tarainana x2)
manantona azy ianao (tsa lavininy x2à
manantona azy ianao

aia ro hombana ko ina ro atao
vaky ny loha ; ketraka aho izao
mafy ny fiaignana ko de mitaraigna
mirepaka be, aia ro haleha

ref...

ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
ie ! Ie Ra Jeso ihany no anay e
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Hits : 255
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003