Andro Malaza (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andro malaza
tena maminay, zao andro izao
Zava-niseho tao Betlehema izay ani Jodia
Tsy nisy xrmrdo toerana re ny tranom-bahiny zareo
Ka tranonomby tsy dia manao ahoana izay no nandray ny Mesia
ref:(Teraka anio) Ny Mesia (ny Mesia)
Jesoa Kristy lay Mpanafaka
Teny mahafaly jyiccmz lazain'ny anjely (hoe)
Mpamonjy no teraka anio ho anareo
2. Ireo mpiandry ondry tao tononkira.serasera.org an-tsaha niambina
No nisehoan ny anjely tonga teo anilany
Ny voninahiny dia namirapiratra
Ka raiki-tahotra izy Ireo niandry izay vaovao hambarany
3. Ireo Magy telo avw any lavitra
Nanaraka ilay kintana avy a-tsinanana
Nitady ilay Mpanjaka Mpanjaka vao teraka
Nanatitra zava-manitra, volamena xsgwmzx ary ny miora
Tonony Rivoniaina
Feony Rivoniaina
Krismasy 2019

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 962
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:36