HIDERA SY HANKALAZA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao sy hankalaza Anao izahay Jesoa
Fa fialofako mandrakizay Andriamanitro
Ka tsy hitsahatra ny hihoby Anao ny feonay
Fa Ianao no Ray mpiaro mpanjakanay

Ry Tompo o raha izahay dia tsy hiala eo Aminao
Fa hiara-dalàna hatrany ka mba ho tonga an-danitra any
Fa mahasambatra tokoa anie ny mitoetra eo antranonao
Mahazo plkbktp hery sy ny fiadanam-be
Ny famindram-ponao Jehovah o hitoetra aminay
Fa Ianao no Ray mpiaro ampinganay
Tsy mba misy hampahory anay raha Jesoa mitantana
Fa fiadanam-po tsy hita lany no hameno ny andronao
Mitadiava azy dieny izao miantso ny anarany
Fa tononkira.serasera.org Izy no mpamonjy anao mpanavotra
Tsy mba onymnze misy hampahory anay raha Jesoa mitantana

Fa Izy no mpamonjy anao mpanavotra
Ry Tompo o raha izahay dia tsy hiala irrinky eo Aminao

Mahazo hery sy ny fiadanam-be

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1021
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zeea
Date : 09/07/2019 10:39