Tsy misy tsy diso (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ondry mania tsy misy mpamerina.
Toa olona xvjlz maty tsy misy mpanirina.
Avelan'ny hafa hitamberimberina,
tsy manana zahatra mba ho fikirina.

Fa manan-jara è reo lavo tafarina ihany,
Nanaiky nanoina rehefa nantsoina ô.
Tsy misy tsy diso raha mbola eto an-tany, zay mibebaka kosa voavela.
Fa è mananjara tokoa, ny manana mpamerindoha.
Nania nefa tiany, ka mbola iangaviany mba hamonjy ny akaniny indray.

Fa tretrika loatra zay misy mpampody.
Mamela ny heloka sy ny hadalana,
Tsy arahana fondro tsy arahana tody,
Vohaim-baravarana midanadana.
Fa lpteaq manan-jara è reo lavo tafarina ihany,
Nanaiky nanoina rehefa nantsoina ô.
Tsy misy tsy diso raha mbola eto an-tany, zay mibebaka kosa voavela.
Fa è mananjara tokoa, ny manana mpamerindoha.
Nania nefa tiany, ka mbola iangaviany mba hamonjy ny akaniny indray.
Tsy fidiny mantsy 'reo lasa icvtqa manjeny,
Tsy misy manoro ny lalana tononkira.serasera.org tsara;
Manao hadalàna tsy misy mpiteny;
Entanin'ny ditra ny tsisy mpandrara.

Raha mbola misy koa antso miantefa ao an-tsaina,
Meteza hanoina, maity sombinaina ô,
Tsy misy tsy diso raha mbola eto an-tany, zay mibebaka kosa voavela.

Jordan

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana
Visites : 1302
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 05/07/2022 15:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2766