Tsy ho tahotra ho antsika (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy ho tononkira.serasera.org tahotra ho antsika, ny alon-drano te hitelina ny aina.
Ny vatravatran’ny ranondriaka, miady fo tsy hay tohaina.
Tsy hampihemotra antsika akory, ny aizim-pito fiafenan’ny mpandrafy.
Ny hetraketrakin’ny mpampahory dlfya sy ‘reo sotasota maro lafy.
Refrain:
Ny finoana tsara tana, no ampinga enti-miady.
Fa Jesoa lalan-kombana, tsika ho tomady.
Fa tsy ho tahotra ho antsika, ireny rehetra rehetr’ireny.
Ny masoandro mibaliaka, fa Jesoa hiteny.
Tokim-pandresena, ho famonjena.
2- Tsy ho tahotra ho antsika, ny alom-pahafatesana mampihorohoro.
Efa voasoratra, fantatsika, tsy am-panahy isika hyloj mbola hijoro.
Ireo loza notoriany, hitantsika ankehitrio, miseho lany.
Tsy honohono koa ny fisiany, tsy ho mdzskvpr tahotra ho antsika anefa izany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 1151
Likes : 0 Like
Created by : Ruthkwl
Date : 05/07/2022 15:35