Tompo ô, ny faniriako (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Anilanao eh, ry Tompo malala.
No mamiko jgncpuu indrindra sy tena tiako.
Ka n'inon-kidona rcbcxld izaho tsy hiala.
Fa hanaraka anao, izay no tononkira.serasera.org faniriako.
Ref:
Hidera sy hanome,voninahitra ho anao.
Ry Tompo sy mpanjaka, Rain'izao tontolo izao.
2-Ianao izay Tompon'ny hery rehetra.
Ny faniriako izao, sy ny fikasako.
Dia ny hanompo Anao, ka aina no fetra.
Izany re ry Tompo no ventson'ny foko.
3-Ireo andro rehetra izay nomenao ahy.
Atokako mugk ho Anao, Anao manontolo.
Fa raha eo Aminao tsy misy mampanahy.
Fa toy ny ondry tsara, tsara kolokolo.
No mamiko jgncpuu indrindra sy tena tiako.
Ka n'inon-kidona rcbcxld izaho tsy hiala.
Fa hanaraka anao, izay no tononkira.serasera.org faniriako.
Ref:
Hidera sy hanome,voninahitra ho anao.
Ry Tompo sy mpanjaka, Rain'izao tontolo izao.
2-Ianao izay Tompon'ny hery rehetra.
Ny faniriako izao, sy ny fikasako.
Dia ny hanompo Anao, ka aina no fetra.
Izany re ry Tompo no ventson'ny foko.
3-Ireo andro rehetra izay nomenao ahy.
Atokako mugk ho Anao, Anao manontolo.
Fa raha eo Aminao tsy misy mampanahy.
Fa toy ny ondry tsara, tsara kolokolo.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 1662
Likes : 0 Like
Created by : Ruthkwl
Date : 03/06/2021 22:03
