Andro lehibe tokoa (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia GAndro lehibe tokoa
No tsarovantsika anio
Tompo sy Mpanjaka koa
Nandao ny lapa ka nankaty (Nandao lapa nakaty)
Hobio tokoa, hobio tokoa
'Lay Mesia Mpamonjy
Asandrato ny feo sy fo
Hankalaza Mpanjakan-danitra
Mifalia ry mino ô
Fa Jesoa nomena anao
Koa raiso ao am-po
Fa mety mba ho sakaizanao (Mety ho sakaizanao)
Hobio tokoa, hobio tokoa
'Lay Mesia Mpamonjy
Asandrato ny feo sy fo
Hankalaza Mpanjakan-danitra
Hobio tokoa, hobio tokoa
'Lay Mesia Mpamonjy
Asandrato ny feo sy fo
Hankalaza Mpanjakan-danitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 1852
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 23/08/2014 15:40